Entry manaton-doza (hatona, loza)
Part of speech expression
Malagasy definition mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty
¶ Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [Rajemisa 1985]
Synonyms mananty loza
Quotes 

Updated on 2011/02/18