Entry manatona (hatona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manakaiky: Efa manatona ny ririnina
Mankany amin' ny: Ndeha manatona dokotera amin' io aretinao io [1.1]
Explanations in English To approach, to draw near. [1.2]
 To approach [1.7]
Explanations in French S'approcher de [1.8]
Examples Ireo horakoraka manatona dia manatona ihany. [2.895]
Morphology 
Present : manatona
Past : nanatona
Future : hanatona
Imperative : manana
Compound words 
Proverbs 

Entry manatòna (hatona)
Part of speech imperative of active verb manatona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Manatòna ahy raha misy ilan-kevitra. [2.643]
2Manatòna ny afo raha ta hafana ianao [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/08/15