Entry | manatakolaka (takolaka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | manakolaka | ||||||
Updated on 2023/01/20 |