Entry | manasakaiza (sakaiza) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany Enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny ) [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | manakaiza | ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word manasakaiza | ||||||
Updated on 2023/01/20 |