|
|
|
|

Entry1  manary zaza
Elementary words  2  manary, zaza
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to disown (a child)
Explanations in French  6  [1.8] déshériter un enfant
Synonyms  7  manalan-jaza
Antonyms  8  mananganjaza

Updated on 2023/06/06