Entry manarona (sarona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro
Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy
Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika
Mitovy hevitra: manakona ~ mandrakotra [1.1]
Explanations in English To cover; to conceal [1.7]
Explanations in French Couvrir; cacher [1.8]
Examples 
1Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470]
2Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy. [2.471]
Morphology 
Present : manarona
Past : nanarona
Future : hanarona
Imperative : manaròna
Compound words 

Entry manaròna (sarona)
Part of speech imperative of active verb manarona [full list]

Anagrams 

Updated on 2023/10/17