Entry | manapoizina (poizina) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manisy poizina: Nisy nanapoizina, hono, ny rano ao am-pantsakana Manome poizina: Karohin' ny polisy ny olona nanapoizina azy Manimba, mamohehatra: Manapoizina ny tanora ny boky toy itony [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | manapoizìna (poizina) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb manapoizina | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |