Entry manapitra (tapitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamita: Hanapitra itý asa ity aho vao handeha
¶ Mandany: Hanapitra na herinandro aho vao hiainga
¶ (Vola) mandoa hatramin' ny farany: Hanapitra ny volako, hono, izy rahampitso ka ho hitantsika [Rajemisa 1985]
English translation to finish, to bring to an end [Hallanger 1973]
French translation achever [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 compléter [Abinal 1888]
 épuiser; terminer [Hallanger 1974]
Morphology 
manapitra
nanapitra
hanapitra
manapera
Examples 
1Horakoraka indray no manapitra izay. [Rajaonarivelo: Bina, page 12]
2Tsia, hoy ireo, tsy maintsy ianao no manapitra ny ainy fa raha tsy izany dia harary ianao na ho faty. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 57]

Entry manapitra (tapitra)
Part of speech active verb
French translation salir [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31