| Entry | 1 manapa-kota |
| Elementary words | 2 manapaka, 3 hota |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 [Sakalava] manakoaba eo am-pihinanana
[1.78] 6 mampiato ny fisakafoan' olona izay mbola eo am-pihinanana: Aza fady, tompoko, fa manapa-kota (teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka handao olona mbola eo am-pisakafoana) [1.1] |
| Anagrams | manapa-kota, 7 taom-pakana |
| Updated on 2026/02/04 |
|