Entry manao torim-boanjo ny lanitra (tao, tory, voanjo, lanitra)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ny rahona toa mivongambongana na mitsitokotoko eny amin' ny habakabaka [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07