Entry manao sikim-ponitra (tao, sikina, fonitra)
Part of speech expression
Malagasy definition mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy [Rajemisa 1985]
Synonyms misikim-ponitra

Updated on 2010/01/22