Entry manao ny halako bika tsy tiako tarehy
Elementary words manao ; hala ; bika ; tsy ; tia ; tarehy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza [1.1]

Updated on 2023/05/23