|
|
|
|

Entry1  manao fotoam-borizano
Elementary words  2 manao, 3 fotoana, 4 borizano
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana [1.10]
7 [manao fotoam-borozano] tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [1.1]

Updated on 2026/02/04