Entry fotoana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina
Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho
Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady
Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy
Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao. [1.1]
Explanations in English An appointed time. Same as fitoana. [1.2]
 Time; a rendezvous [1.7]
Explanations in French (qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé [1.3]
 Le temps; moment; rendez-vous [1.8]
 Temps, date [1.13]
Examples 
1Ny fotoana toy io dia mitondra vetsovetso mahamanina. [2.499]
2Fa nitsivalana teo amin' ny làlany ny Antsiantsy, ka nifanandrina fotoana fohy izy roa lahy. [2.5]
Morphology 
Simple : fotoana, fotoanako, fotoananao, fotoanany, fotoanantsika, fotoananay, fotoananareo, fotoan', fotoanan', fotoan-, fotoanan-, fotoam-, fotoanam-, fotoa-
Prefixed : -potoana, -potoanako, -potoananao, -potoanany, -potoanantsika, -potoananay, -potoananareo, -potoan', -potoanan', -potoan-, -potoanan-, -potoam-, -potoanam-, -potoa-
Derivatives 
Synonyms fitoana
Compound words 
Proverbs 
Articles 

Entry fotoana
Part of speech noun
Explanations in French Menstruation [1.13]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : fotoana, fotoako, fotoanao, fotoany, fotoantsika, fotoanay, fotoanareo, fotoan', fotoan-, fotoam-, fotoa-
Prefixed : -potoana, -potoako, -potoanao, -potoany, -potoantsika, -potoanay, -potoanareo, -potoan', -potoan-, -potoam-, -potoa-

Entry fotoana
Part of speech noun
Explanations in French  [Merina, Sihanaka] Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Voir aussi foto. [1.196]
Scientific name Rhodolaena bakeriana
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/05/20