|
|
|
|

Entry1  manao fialan' olon-kendry
Elementary words  2 manao, 3 fialana, 4 olona, 5 hendry
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 miala moramora manaja tena raha misy fifandrozanana [1.1]
Explanations in French  8 Savoir se retirer avec prudence et habileté [2.415#6117]

Updated on 2025/10/11