|
|
|
|

Entry1  mananotena
Elementary words  2 manano, 3 tena
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5 Olona miahy tena irery, mikarakara tena irery, olona tsy manambady
6 Vehivavy maty vady: Ampio ny kamboty sy ny mananotena [1.1]
Explanations in French  7 [manano tena] veuf, veuve, cĂ©libataire [1.3]
Examples  8  Zanaky ny manano tena, tsy ory tsy manana, saingy mpiasan' ny tranombarotra ngeza iray teto Toamasina izy [2.5]

Updated on 2026/02/04