Entry manano sarotra
Elementary words manano ; sarotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Maka sarotra, misahirana; sahirana erý [1.1]
Explanations in English To be in a difficult position; to be difficult to do [1.7]
Explanations in French être dans une position difficile; être difficile à accomplir [1.8]
Examples 
1Tsy nananosarotra iny, fa i Vola koa, hono, efa nampilaza teo ihany [2.4]
2Manan-katao noho ny varotra ataony koa moa Ravokatra, tsy mananosarotra azy velively ny mampanarana azy mianakavy. [2.470]
Other spellings 

Updated on 2023/09/16