Entry manan-kasina
Elementary words manana ; hasina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana [1.1]
Examples Inoan' ireo olona ireo, hoy i Dada, nanazava, fa manankasina ary manana hery hitahy ny velona ireo Razana milevina ao amin' io fasana an-tampon-kavoana io. [2.445]

Entry Manankasina (anana, hasina)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -19.2333333, 46.7333333
-18.7833333, 47.55
-18.0833333, 47.6833333

Updated on 2023/01/01