Entry manangolangola (angolangola (angola))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1]
Explanations in English To make to be wayward or indulged. (Prov.) [1.2]
Morphology 
Present : manangolangola
Past : nanangolangola
Future : hanangolangola
Imperative : manangolangolĂ 

Entry manangolangolĂ  (angolangola (angola))
Part of speech imperative of active verb manangolangola [full list]

Updated on 2020/07/31