Entry |
manangola
(angola)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | (matetika kokoa: manangolangola) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1]
|
Explanations in English | To allow someone to indulge his fancies [1.7]
|
Explanations in French | Laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies [1.8]
|
Morphology |
Present : |
manangola |
Past : |
nanangola |
Future : |
hanangola |
Imperative : |
manangolà |
|
Synonyms | |
|
Entry |
manangolà
(angola)
|
Part of speech | imperative of active verb manangola
|
|