Entry manandra (tandra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manongotra amin' ny tandra [1.1]
Morphology 
Present : manandra
Past : nanandra
Future : hanandra
Imperative : manandrà

Entry manandrà (tandra)
Part of speech imperative of active verb manandra [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Entry manandra
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Midio, manohitra ny ratsy vita [1.78]

Entry manandra (tandra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Manome [1.78]
 Manao fanomezana ho an' ny zaza iray mbola tsy teraka na zaza marary mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1]

Entry Manandra
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in French Rivière de la préfecture de Tamatave [1.11]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31