|
|
|
|

Entry (1/2)1  manampoka
Root  2  tampoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tonga tsy nampoizina, manatratra tampoka: Matetika no manampoka antsika olombelona ny fahafatesana
Explanations in English  5  [1.7] to come upon suddenly, to surprise
Explanations in French  6  [1.3#664, 1.8] surprendre
7  [1.3#664] arriver à l'improviste
Examples  8  Fa ahoana no manampoka! [2.356#59]
9  Fantatra ny anton' ny bararata: tsy hahazoana manampoka azy amin' ny alina; [2.472#216]

Entry (2/2)10  manampoka
Root  11  tampoka
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Manampy rano: Iza no nanampo-drano ny divaiko teto?
Explanations in English  14  [1.2] to soak, to steep
15  [1.7] to add cold water
Explanations in French  16  [1.3#664] ajouter de l'eau à l'eau chaude, au vin, au rhum
17  [1.8] ajouter de l'eau froide
Examples  18  tsy mandeha an-kafetsena izahay, na manampoka ny tenin' Andriamanitra; [2.996#54.004.002]
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :
Compound words 

Anagrams  24  mampanako, manakompa, manakompà, manampoka, manompaka, mpanakamo

Updated on 2023/06/17