Entry manambatra (tambatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manakambana, mampiray: Iza no nanambatra ireto mpianatra rehetra ireto tato anatin' ny efitra iray
Manatontaly: Mbola tsy mahay manambatra itỳ zaza itỳ
Mampitohy: Nanambatra hazo [1.1]
Explanations in French Mettre ensemble, unir, joindre, additionner [1.3]
 Faire la somme, additionner [1.13]
Morphology 
Present : manambatra
Past : nanambatra
Future : hanambatra
Imperative : manambara
Synonyms manatambatra
Proverbs 

Updated on 2023/01/20