Entry manambara (ambara)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe
Milaza: Iza no nanambara izany taminao?
Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any [1.1]
Explanations in English To reveal, to disclose [1.2, 1.7]
 To tell, to announce [1.2]
Explanations in French Révéler; annoncer [1.3, 1.8]
 Dire, manifester [1.3]
Examples 
1Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra. [2.245]
2Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany. [2.445]
Morphology 
Present : manambara
Past : nanambara
Future : hanambara
Imperative : manambarà
Proverbs 

Entry manamba (ambara)
Part of speech imperative of active verb manambara [full list]

Entry manambara (tambatra)
Part of speech imperative of active verb manambatra [full list]
Synonyms manatambara

Updated on 2023/01/20