|
|
|
|

Entry (1/3)1  manambara
Root  2  ambara
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe
5  Milaza: Iza no nanambara izany taminao?
6  Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any [1.1]
Explanations in English  7  to reveal, to disclose [1.2, 1.7]
8  to tell, to announce [1.2]
Explanations in French  9  révéler; annoncer [1.3, 1.8]
10  dire, manifester [1.3]
Examples  11  Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra. [2.245#]
12  Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany. [2.445#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Proverbs  17  Proverbs containing the word manambara

Entry (2/3)18  manamba
Root  19  ambara
Part of speech  20  imperative of active verb manambara
Tables and plates  21  All the active imperatives

Entry (3/3)22  manambara
Root  23  tambatra
Part of speech  24  imperative of active verb manambatra
Tables and plates  25  All the active imperatives

Anagrams  26  manambara, manambarà, manambara, manambarà

Updated on 2023/01/20