Entry manambana (ambana)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [ mañambaña ] [Tambahoaka] manambana [Rakotosaona 1972]
   Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina
¶ Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho rovitra na manambana (fotsiny) itý lambanao itý [Rajemisa 1985]
English definition   to pretend to strike, to pretend to throw or aim at something. [Richardson 1885]
French definition   menacer, frapper, atteindre [Abinal 1888]
Examples  
1Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo. [ ]
2fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady. [Baiboly: 19:014:004/Estera 14:4..]
Morphology  
manambana
nanambana
hanambana
manamna

Entry manamna (ambana)
Part of speech   imperative of active verb manambana [list]

Updated on 2014/07/03