Entry manaloha (aloha)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika?
¶ Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [Rajemisa 1985]
English definition to do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [Richardson 1885]
Morphology 
manaloha
nanaloha
hanaloha
manaloha

Entry manalohà (aloha)
Part of speech imperative of active verb manaloha [full list]

2012/06/20