Entry | manakaiky (akaiky) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may ¶ Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona ¶ Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo ¶ Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
English translation | to draw near to, to approach. [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
French translation | s'approcher de; approcher [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Other spellings | manakeky | ||||||||||||||||
Examples | Somary nanakaiky arabe ny lalany. [Andraina: Mitaraina, page 213] | ||||||||||||||||
Entry | manakaiky (akaiky) | ||||||||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Other spellings | manakeky | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |