Entry | 1 mampirina |
Root | 2 ampirina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy 5 Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [1.1] |
Explanations in English |
6 to arrange, to tie up goods, etc., as in amPIrina. [1.2] |
Examples |
7 Koa izay rehetra te-handeha modia mampirina ny zavany, ary manamboatra izay vàtsy sy zavatra ho entiny. [2.588#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 mampirina, mpimirana |
Updated on 2023/01/20 |