Entry mampirina (ampirina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy
¶ Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [Rajemisa 1985]
English definition to arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina. [Richardson 1885]
Morphology 
mampirina
nampirina
hampirina
mampirima
Synonyms manampirina

2013/03/18