Entry mampikodingy (kodingy)
Part of speech active verb
Examples rahefa mila na adala na hendry, dia tsy maintsy miakatra ny vidiny, ary fisondrotana mahabe ahiahy anefa, fa tsaho sy siosion-dresaka dia ampy hampikodingy azy ho any an-kady. [2.5]
Morphology 
Present : mampikodingy
Past : nampikodingy
Future : hampikodingy

Updated on 2023/01/20