| Entry | 1 mampanao |
| Root | 2 tao |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy.
[2.4#21]
5 ka raha efa vory ny havana, dia mampanao lakana izy; [2.48#635] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/26 |
|