Entry mamony (vony)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity [1.1]
Explanations in English To blossom [1.7]
unkLabel:wordtran.: Fleurir [1.8, 1.96]
Explanations in French  [Betsimisaraka, Merina, Sakalava, Tankarana] (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [1.196]
Examples 
1Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817]
2ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mamony
Past : namony
Future : hamony
Compound words 

Entry mamony (voñy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] [ mamoñy ] Manafina [1.78]
  [Bezanozano] Manafina [1.78]
  [Tanala] Mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [1.78]

Updated on 2023/08/30