Entry mamony fanja (vony, fanja)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny zavamaniry sasantsany, toy ny tsaramaso na ny paiso rehefa mamony [Rajemisa 1985]
Examples Namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa [Rapatsalahy: Kintana, page 3]

2017/03/03