Entry mamon-toaka (vono, toaka)
Part of speech expression
Malagasy definition ara-bakiteny: Olon-kafa no nisotro toaka ka ny tena no toa mamo
¶ Hevitra ohatra: Ny hafa no nanao ny nataony ka ny tena no iharan' ny asany [Rajemisa 1985]
Examples Hoy Andrianasandratra tamin'ireo manamboninahitra nanevateva azy hoe: Ialahy angaha mamontoaka sa leon-drongony? [Rahajarizafy: Kabary]

Updated on 2020/07/31