| Entry | 1 mamon-toaka |
| Elementary words | 2 mamo, 3 toaka |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ara-bakiteny: Olon-kafa no nisotro toaka ka ny tena no toa mamo
6 Hevitra ohatra: Ny hafa no nanao ny nataony ka ny tena no iharan' ny asany [1.1] |
| Examples |
7 Hoy Andrianasandratra tamin'ireo manamboninahitra nanevateva azy hoe: Ialahy angaha mamontoaka sa leon-drongony?
[2.298#79]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|