Entry | 1 mamokoka |
Root | 2 vokoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao ohatra ny volantsinana, mandantsika, mampanjoko: Nisy olona namokoka ity rotsa-kazo Manjoko, miforitra, miforigaigy: Namokoka azon' ny enta-mavesatra teny an-tsorony ilay Rangahy |
Explanations in English |
5 [1.7] to be bent over with age, to be hunchbacked |
Explanations in French |
6 [1.3] courber, cintrer, arquer; se courber, être courbé, voûté, bossu 7 [1.8] être courbé; être bossu |
Morphology |
|
Anagrams | 12 kamokamo, -kamokamo-, komakoma, mamokoka |
Updated on 2023/01/20 |