Entry vokoka
Part of speech adjective
Malagasy definition Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina
¶ Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka [Rajemisa 1985]
English definition bent over, stooped [Hallanger 1973]
French definition courbé, voûté [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry vokoka
Part of speech noun
Malagasy definition fivohitry ny hazon-damosina [SLP 1986]
French definition cyphose [SLP 1986]
Vocabulary 

2013/08/04