Entry (1/2) | 1 mamoana |
Root | 2 foana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
[mamoaña] manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana) 5 [1.1] Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe |
Explanations in English |
6 [1.2] to empty, to annul, to annihilate, to make empty. |
Examples |
7 Hainy ny nitarika ny vahoaka ho amin' ny fibebahana, ary vitany ny mamoana ny fahavetavetana avy amin' ny fankahalana fivavahana. [2.996#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mamoàna |
Root | 13 foana |
Part of speech | 14 imperative of active verb mamoana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3#177] |
Anagrams | 17 amoanam, mamoàna, mamoana |
Updated on 2023/04/14 |