Entry mamoana (foana)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [ mamoaña ] [Tanala] manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana) [Rakotosaona 1972]
   Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe [Rajemisa 1985]
English definition   to empty, to annul, to annihilate, to make empty. [Richardson 1885]
Morphology  
mamoana
namoana
hamoana
mamoàna

Entry mamoàna (foana)
Part of speech   imperative of active verb mamoana [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

Updated on 2013/03/17