Entry mamivitra (vivitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandray amin' ny sisiny na amin' ny ilany kely foana
¶ Misintontsintona, mandrirodrirotra
¶ Mitsongo (teny) ka mandrirotra izany mba hiadiana [Rajemisa 1985]
Morphology 
mamivitra
namivitra
hamivitra
mamivita

2010/05/14