Entry mamisavisa (visavisa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho
Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo
Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy [1.1]
Explanations in English To describe minutely, to enumerate [1.7]
Explanations in French Décrire en détail; énumérer [1.8]
Examples 
1Mamisavisa ny ratsy hihavian' ny soa. [2.285]
2Ka hany heriko dia ny mamisavisa an-dry zareo tranainy na dia tsy mba be zava-tsoa sy mahazendana toy ny antsika ankehitriny aza ny toetrany. [1.437]
Morphology 
Present : mamisavisa
Past : namisavisa
Future : hamisavisa
Imperative : mamisavisà

Entry mamisavi (visavisa)
Part of speech imperative of active verb mamisavisa [full list]

Updated on 2023/01/05