Entry mamisavisa (visavisa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho
¶ Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo
¶ Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy [Rajemisa 1985]
Explanations in English to describe minutely, to enumerate [Hallanger 1973]
Explanations in French décrire en détail; énumérer [Hallanger 1974]
Morphology 
mamisavisa
namisavisa
hamisavisa
mamisavisà

Entry mamisavi (visavisa)
Part of speech imperative of active verb mamisavisa [full list]

Updated on 2020/07/31