Entry mamiravira (viravira)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao
Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy
Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay [1.1]
Explanations in English To tear, to rend [1.7]
Explanations in French Tirailler et déchirer, maltraiter; dévorer [1.8]
Examples Izany indrindra ry malalako no tena mampahory ahy Mahatonga ady anaty, mamiravira ny fanahy. [2.928]
Morphology 
Present : mamiravira
Past : namiravira
Future : hamiravira
Imperative : mamiravirà

Entry mamiravirà (viravira)
Part of speech imperative of active verb mamiravira [full list]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20