Entry mamingana (fingana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo
Manao ankasomparana: Ny sakaizany ihany no namingana azy [1.1]
Explanations in English To trip up, to supplant. [1.2]
Examples Ny fitiavana mantsy tsy miraharaha izay mamingana, mampikatso, manakana ny tena izy. [1.369]
Morphology 
Present : mamingana
Past : namingana
Future : hamingana
Imperative : mamingàna
Proverbs 

Entry mamingàna (fingana)
Part of speech imperative of active verb mamingana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20