|
|
|
|

Entry (1/2)1  mambomba
Root  2 bomba
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona: Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro [1.1]
5 ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana [2.314]
Explanations in English  6 to cover, as a hen covers her chickens. see manomba [omba] [1.2]
Explanations in French  7 couvrir [1.3]
Examples  8  tahaka ny afo, ka izay mambomba azy no may; [2.346#9]
9  Nefa ny tena fotony dia ny kolotsaina mambomba azy. [2.606#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Synonyms  14 manomba

Entry (2/2)15  mambombà
Root  16 bomba
Part of speech  17  imperative of active verb mambomba [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mambombà, mambomba

Updated on 2025/12/25