Entry mambitsika (bitsika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milaza zavatra malemy dia malemy ao ampoto-tsofin' ny olona iray (mambitsika olona): Nambitsika azy izy, dia lasa izy roa lahy [1.1]
Morphology 
Present : mambitsika
Past : nambitsika
Future : hambitsika
Imperative : mambitsiha

Updated on 2023/01/20