Entry mamasoka (vasoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manala baraka: Nahoana ianao no namasoka ahy teo anatrehan' ny mpianatra rehetra [Rajemisa 1985]
 manala ny mangirangina [SLP 1986]
French translation délustrer [SLP 1986]
Morphology 
mamasoka
namasoka
hamasoka
mamasoha

Updated on 2020/07/31