Entry vasoka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako
Afa-baraka ka menatra
Mitovy hevitra: kimavo ~ mangafoka ~ mangavoka ~ matroka ~ tsy mamiratra ~ tsy mandina ~ tsy mangirana ~ vazina [1.1]
Explanations in English Off-color, tarnished, discolored [1.7]
Explanations in French Terne [1.8]
 Se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre [1.3]
 Terni [1.8]
Examples 
1nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy. [2.270]
2Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay [2.296]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/12/11