Entry mamalana (valana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan' ny maty ny olona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra!
Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan' ny olona
Manisy fampandairan-doko amin' ny lamba; maneza: Mamalana lamba landy
Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira [1.1]
Morphology 
Present : mamalana
Past : namalana
Future : hamalana
Imperative : mamalàna
Compound words 

Entry mamalàna (valana)
Part of speech imperative of active verb mamalana [full list]

Entry mamalana (falana)
Part of speech active verb
Explanations in English  [Provincial] To follow by some other road, to follow on the other side; to go to the other side of a tree for the purpose of chopping it down after one side has been hewn [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20